|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zafy mafy |
| Singan-teny | 2zafy, 3mafy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza ireo zafikely efa lavitra dia lavitra ka tsy mba mitomany intsony raha mandre fa maty ireo kazaha na razam-beny tany aloha.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6petits-fils insensibles.
7On appelait de ce nom les descendants éloignés parce qu' ils ne pleuraient guère à la mort de leurs vieux ancêtres. [2.415] |
| Voambolana | 8 Fifandraisana: fianakaviana |
| Tovy hevitra | 9zafy tsy torana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|